|
|
|
|

Entrée1  arahaba ririnina ê
Mots élémentaires  2 arahaba, 3 ririnina, 4 e
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy hasoavan-jaza, ny olona rehetra dia tsy nifanao akory fa nosoloana hoe: Arahaba ririnina ê!. [1.1]
Vocabulaire  7  Etiquette

Mis à jour le 2025/09/12